4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Map'pouka - ENERGY BOYS

Na ianao io aza mety ho voan’ny Sida é ! ka mitandrema

Raha misy zavatra mampanahiahy, manantona Dokotera        Tandremo ary ô !



Miala tsiny aho e ! Miala fondro aho e ! raha ohatra

Misy teny manimba sofina

Indrindra ireo mpianadahy na koa ireo mpianaka,

Fa ny Sida anie efa mianaka-Mahafaty io e !





Réf : Arovy ny tenanao, arovy ny namanao

         Arovy ny manodidina mba tsy ho voan’ny sida

         Fa io dia aretina tsy mifidy na vavy na lahy

         Mahafaty io e ! Mahafaty io a !

         Fa io dia aretina tsy mifidy na vavy na lahy





Raha mifanaja ireo mpifankatia

Tsy mangalam-pihinana manketsy mankery

F’iray ihany no atao vady be                                            

Dia tsy ho sahirana a !          

Ny any amin’ny sisiny dakana aleha  mandeha





Raha tena tsy zaka fankam-panahy

Dia hampiasao ilay raglahy

Hoan’ireo bandy kely na ny Mademoiselle

Fadio mihintsy ny rélation sexuelle





Tempolin’Andriamanitra ny vatantsika

K’aza entina miampitapita

Mitandrema,mitandrema                                  

Aza  mijangajanga e !

Fa isika no ho avin’ny firenena

Partager map'pouka

Commenter map'pouka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ENERGY BOYS